plt_tn/mrk/05/11.md

20 lines
577 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# niangavy taminy izy ireo
"ireo fanahy maloto niangavy an'i Jesosy"
# navelany izy ireo
Manampy bebe kokoa ny manazava izay navelan'i Jesosy hataon'izy ireo. DH: "Jesosy namela ireo fanahy maloto hanao izay nangatahan'izy ireo"
# dia nirifatra
"dia nirifatra ireo kisoa"
# ho any an-dranomasina , ary kisoa teo amin'ny roa arivo teo no maty an-dranomasina
Afaka atao fehezanteny misaraka io fehezanteny io: "tao an-dranomasina. Nisy teo amin'ny roa arivo kisoa teo, ary maty tao an-dranomasina izy ireo"
# teo amin'ny roa arivo kisoa teo
"teo amin'ny 2000 kisoa teo"