plt_tn/mrk/05/05.md

421 B

nandratra ny tenany tamin'ny vato maranitra

Matetika rehefa misy demonia ny olona iray, dia mitarika ilay olona hanao zavatra manimba azy tenany ny demonia, toy ny fandratrana tena.

Rehefa nahita an'i Jesosy avy lavitra izy

Rehefa nahita an'i Jesosy voalohany ilay lehilahy, dia hidina avy eny an-tsambo Jesosy.

niankohoka

Izany dia midika fa nandohalika teo anoloan'i Jesosy mba ho fanajana, fa tsy fiderana.