plt_tn/mrk/05/05.md

12 lines
421 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# nandratra ny tenany tamin'ny vato maranitra
Matetika rehefa misy demonia ny olona iray, dia mitarika ilay olona hanao zavatra manimba azy tenany ny demonia, toy ny fandratrana tena.
# Rehefa nahita an'i Jesosy avy lavitra izy
Rehefa nahita an'i Jesosy voalohany ilay lehilahy, dia hidina avy eny an-tsambo Jesosy.
# niankohoka
Izany dia midika fa nandohalika teo anoloan'i Jesosy mba ho fanajana, fa tsy fiderana.