# nandratra ny tenany tamin'ny vato maranitra Matetika rehefa misy demonia ny olona iray, dia mitarika ilay olona hanao zavatra manimba azy tenany ny demonia, toy ny fandratrana tena. # Rehefa nahita an'i Jesosy avy lavitra izy Rehefa nahita an'i Jesosy voalohany ilay lehilahy, dia hidina avy eny an-tsambo Jesosy. # niankohoka Izany dia midika fa nandohalika teo anoloan'i Jesosy mba ho fanajana, fa tsy fiderana.