plt_tn/mrk/05/03.md

24 lines
424 B
Markdown

# Voafatotra imbetsaka izy
Afaka atao hoe: "Nofatoran'ny olona imbetsaka izy"
# potika ireo gadrany vy
Afaka atao hoe: "namotika ny gadrany vy"
# gadra vy
"mamatotra ny tongony" na "vy mifatotra eo amin'ny lohaliny mba hanagadrana azy"
# rojo vy
"rojo vy" izay mamatotra ny tanany mba hanagadrana azy
# Tsy nisy nanana hery nifehy azy
Ilay lehilahy dia nahery ka tsy afaka nifehy azy.
# nifehy azy
"nahafehy azy"