plt_tn/mrk/05/03.md

424 B

Voafatotra imbetsaka izy

Afaka atao hoe: "Nofatoran'ny olona imbetsaka izy"

potika ireo gadrany vy

Afaka atao hoe: "namotika ny gadrany vy"

gadra vy

"mamatotra ny tongony" na "vy mifatotra eo amin'ny lohaliny mba hanagadrana azy"

rojo vy

"rojo vy" izay mamatotra ny tanany mba hanagadrana azy

Tsy nisy nanana hery nifehy azy

Ilay lehilahy dia nahery ka tsy afaka nifehy azy.

nifehy azy

"nahafehy azy"