# Voafatotra imbetsaka izy Afaka atao hoe: "Nofatoran'ny olona imbetsaka izy" # potika ireo gadrany vy Afaka atao hoe: "namotika ny gadrany vy" # gadra vy "mamatotra ny tongony" na "vy mifatotra eo amin'ny lohaliny mba hanagadrana azy" # rojo vy "rojo vy" izay mamatotra ny tanany mba hanagadrana azy # Tsy nisy nanana hery nifehy azy Ilay lehilahy dia nahery ka tsy afaka nifehy azy. # nifehy azy "nahafehy azy"