plt_tn/mrk/04/33.md

16 lines
481 B
Markdown

# nanambarany ny teny tamin'izy ireo
Ny teny hoe: "izy ireo" dia maneho an'ireo vahoaka.
# araka izay fahazoan'izy ireo azy
"ary rehefa afaka nahatakatra maromaro izy ireo, dia mbola hanohy hiteny zavatra maromaro hatrany izy"
# rehefa irery Izy
Izany dia midika fa lavitra ireo vahoaka Izy, fa ireo mpianany dia niaraka taminy hatrany.
# dia nohazavainy ny zavatra rehetra
Eto ny teny hoe: "zavatra rehetra" dia filaza masaka. DH: "Hazavainy avokoa ny fanoharana rehetra."