# nanambarany ny teny tamin'izy ireo Ny teny hoe: "izy ireo" dia maneho an'ireo vahoaka. # araka izay fahazoan'izy ireo azy "ary rehefa afaka nahatakatra maromaro izy ireo, dia mbola hanohy hiteny zavatra maromaro hatrany izy" # rehefa irery Izy Izany dia midika fa lavitra ireo vahoaka Izy, fa ireo mpianany dia niaraka taminy hatrany. # dia nohazavainy ny zavatra rehetra Eto ny teny hoe: "zavatra rehetra" dia filaza masaka. DH: "Hazavainy avokoa ny fanoharana rehetra."