plt_tn/mrk/04/33.md

481 B

nanambarany ny teny tamin'izy ireo

Ny teny hoe: "izy ireo" dia maneho an'ireo vahoaka.

araka izay fahazoan'izy ireo azy

"ary rehefa afaka nahatakatra maromaro izy ireo, dia mbola hanohy hiteny zavatra maromaro hatrany izy"

rehefa irery Izy

Izany dia midika fa lavitra ireo vahoaka Izy, fa ireo mpianany dia niaraka taminy hatrany.

dia nohazavainy ny zavatra rehetra

Eto ny teny hoe: "zavatra rehetra" dia filaza masaka. DH: "Hazavainy avokoa ny fanoharana rehetra."