plt_tn/mrk/04/26.md

1.0 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Avy eo Jesosy niteny fanoharana an'ireo olona mba hanazava ny fanjakan'Andriamanitra, izay ho hazavainy amin'ireo mpianany any aoriana.

tahaka ny olona iray mamafy ny voany amin'ny tany

Jesosy mampitaha ny fanjakan'Andriamanitra amin'ilay mpamboly mamafy ny voa.

Matory izy amin'ny alina ary mifoha amin'ny maraina

"Mifoha izy amin'ny maraina ary matory izy amin'ny alina"

ny rantsany

ny sampany

ny tahony

ny lohan'ny sampana na taho izay mitazona ny voankazo

avy hatrany izy dia handefa fijinjana

Eto ny hoe: "fijinjana" dia tsy ara-bakiteny izay midika hoe mpamboly na ireo olona izay alefan'ny mpamboly hijinja vokatra. DH: "avy hatrany izy dia handefa fijinjana hijinjana vokatra" na "avy hatrany izy dia handefa olona miaraka amin'ny fijinjana mba hijinja vokatra"

fijinjana

"antsy bingo" na "antsim-bilona" hanapahana vokatra

fa efa tonga ny fotoam-pijinjana

Eto ny fehezanteny "efa tonga" dia fomba fiteny hilazana ireo vokatra efa azo jinjaina. DH: "efa matoy ny voa ka efa azo jinjaina"