plt_tn/mrk/04/26.md

32 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Avy eo Jesosy niteny fanoharana an'ireo olona mba hanazava ny fanjakan'Andriamanitra, izay ho hazavainy amin'ireo mpianany any aoriana.
# tahaka ny olona iray mamafy ny voany amin'ny tany
Jesosy mampitaha ny fanjakan'Andriamanitra amin'ilay mpamboly mamafy ny voa.
# Matory izy amin'ny alina ary mifoha amin'ny maraina
"Mifoha izy amin'ny maraina ary matory izy amin'ny alina"
# ny rantsany
ny sampany
# ny tahony
ny lohan'ny sampana na taho izay mitazona ny voankazo
# avy hatrany izy dia handefa fijinjana
Eto ny hoe: "fijinjana" dia tsy ara-bakiteny izay midika hoe mpamboly na ireo olona izay alefan'ny mpamboly hijinja vokatra. DH: "avy hatrany izy dia handefa fijinjana hijinjana vokatra" na "avy hatrany izy dia handefa olona miaraka amin'ny fijinjana mba hijinja vokatra"
# fijinjana
"antsy bingo" na "antsim-bilona" hanapahana vokatra
# fa efa tonga ny fotoam-pijinjana
Eto ny fehezanteny "efa tonga" dia fomba fiteny hilazana ireo vokatra efa azo jinjaina. DH: "efa matoy ny voa ka efa azo jinjaina"