plt_tn/mrk/04/21.md

817 B

Jesosy niteny tamin'izy ireo

"Jesosy niteny tamin'ireo vahoaka"

Moa entinao ao ao an-trano va ny jiro mba ho atao ao ambany sobika, na ambanin'ny farafara?

Io fanontaniana io dia afaka atao hoe: "Tsy tokony hitondra jiro ao anatin'ny trano ka hametraka izany ao ambany sobika, na ambany fandriana mihitsy ianareo!"

Fa tsy misy zava-miafina izay tsy ho fantatra ... izay tsy hivoaka

Afaka atao hoe: "Fa tsy misy izay miafina tsy ho fantatra, ary tsiambaratelo tsy hivoaka"

tsy misy zava-miafina ... tsy misy tsiambaratelo

"tsy misy zava-miafina ... tsy misy tsiambaratelo" Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy dika. Jesosy dia manasongadina fa ny tsiambaratelo dia ho fantatra.

Raha misy manan-tsofina ho enti-mihaino, aoka izy hihaino

Ataovy mitovy dika amin'izay nataonao tao amin'ny andininy 4:8