plt_tn/mrk/04/21.md

20 lines
817 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Jesosy niteny tamin'izy ireo
"Jesosy niteny tamin'ireo vahoaka"
# Moa entinao ao ao an-trano va ny jiro mba ho atao ao ambany sobika, na ambanin'ny farafara?
Io fanontaniana io dia afaka atao hoe: "Tsy tokony hitondra jiro ao anatin'ny trano ka hametraka izany ao ambany sobika, na ambany fandriana mihitsy ianareo!"
# Fa tsy misy zava-miafina izay tsy ho fantatra ... izay tsy hivoaka
Afaka atao hoe: "Fa tsy misy izay miafina tsy ho fantatra, ary tsiambaratelo tsy hivoaka"
# tsy misy zava-miafina ... tsy misy tsiambaratelo
"tsy misy zava-miafina ... tsy misy tsiambaratelo" Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy dika. Jesosy dia manasongadina fa ny tsiambaratelo dia ho fantatra.
# Raha misy manan-tsofina ho enti-mihaino, aoka izy hihaino
Ataovy mitovy dika amin'izay nataonao tao amin'ny andininy 4:8