# Jesosy niteny tamin'izy ireo "Jesosy niteny tamin'ireo vahoaka" # Moa entinao ao ao an-trano va ny jiro mba ho atao ao ambany sobika, na ambanin'ny farafara? Io fanontaniana io dia afaka atao hoe: "Tsy tokony hitondra jiro ao anatin'ny trano ka hametraka izany ao ambany sobika, na ambany fandriana mihitsy ianareo!" # Fa tsy misy zava-miafina izay tsy ho fantatra ... izay tsy hivoaka Afaka atao hoe: "Fa tsy misy izay miafina tsy ho fantatra, ary tsiambaratelo tsy hivoaka" # tsy misy zava-miafina ... tsy misy tsiambaratelo "tsy misy zava-miafina ... tsy misy tsiambaratelo" Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy dika. Jesosy dia manasongadina fa ny tsiambaratelo dia ho fantatra. # Raha misy manan-tsofina ho enti-mihaino, aoka izy hihaino Ataovy mitovy dika amin'izay nataonao tao amin'ny andininy 4:8