plt_tn/mrk/04/18.md

944 B

Ireo hafa no ilay voafafy tamin'ny tany feno tsilo

Jesosy dia manomboka manazava hoe ahoana ny olona sasany no tahaka ireo voa izay nilatsaka tany anaty tsilo. DH: "Ary ny olona hafa dia tahaka ny voa izay voafafy tany amin'ny tsilo"

ny fanahian'izao tontolo izao

"ny ahiahin'ity fiainana ity" na "ny momba ity fiainana ankehitriny ity"

ny famitahan'ny harena

"ny faniriana harena"

dia tafiditra ka mangeja ny teny

Raha nanohy niresaka momba ny olona izay tahaka ny voa nilatsaka tany anaty tsilo i Jesosy, dia nanazava izay ataon'ny faniriana sy fanahiana amin'ny teny amin'ny fiainan'izy ireo. DH: "dia miditra ka mangeja ny teny amin'ny fiainan'izy ireo tahaka ny tsilo mangeja ny voa mbola tanora

ka tsy mamoa vokatra izany

"ny teny dia tsy mamoa voa ao amin'izy ireo"

ireo izay voafafy teny amin'ny tany tsara

Jesosy nanomboka nanazava hoe ahoana ny olona sasany no tahaka ireo voa izay voafafy tamin'ny tany tsara.