# Ireo hafa no ilay voafafy tamin'ny tany feno tsilo Jesosy dia manomboka manazava hoe ahoana ny olona sasany no tahaka ireo voa izay nilatsaka tany anaty tsilo. DH: "Ary ny olona hafa dia tahaka ny voa izay voafafy tany amin'ny tsilo" # ny fanahian'izao tontolo izao "ny ahiahin'ity fiainana ity" na "ny momba ity fiainana ankehitriny ity" # ny famitahan'ny harena "ny faniriana harena" # dia tafiditra ka mangeja ny teny Raha nanohy niresaka momba ny olona izay tahaka ny voa nilatsaka tany anaty tsilo i Jesosy, dia nanazava izay ataon'ny faniriana sy fanahiana amin'ny teny amin'ny fiainan'izy ireo. DH: "dia miditra ka mangeja ny teny amin'ny fiainan'izy ireo tahaka ny tsilo mangeja ny voa mbola tanora # ka tsy mamoa vokatra izany "ny teny dia tsy mamoa voa ao amin'izy ireo" # ireo izay voafafy teny amin'ny tany tsara Jesosy nanomboka nanazava hoe ahoana ny olona sasany no tahaka ireo voa izay voafafy tamin'ny tany tsara.