plt_tn/mrk/04/18.md

24 lines
944 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Ireo hafa no ilay voafafy tamin'ny tany feno tsilo
Jesosy dia manomboka manazava hoe ahoana ny olona sasany no tahaka ireo voa izay nilatsaka tany anaty tsilo. DH: "Ary ny olona hafa dia tahaka ny voa izay voafafy tany amin'ny tsilo"
# ny fanahian'izao tontolo izao
"ny ahiahin'ity fiainana ity" na "ny momba ity fiainana ankehitriny ity"
# ny famitahan'ny harena
"ny faniriana harena"
# dia tafiditra ka mangeja ny teny
Raha nanohy niresaka momba ny olona izay tahaka ny voa nilatsaka tany anaty tsilo i Jesosy, dia nanazava izay ataon'ny faniriana sy fanahiana amin'ny teny amin'ny fiainan'izy ireo. DH: "dia miditra ka mangeja ny teny amin'ny fiainan'izy ireo tahaka ny tsilo mangeja ny voa mbola tanora
# ka tsy mamoa vokatra izany
"ny teny dia tsy mamoa voa ao amin'izy ireo"
# ireo izay voafafy teny amin'ny tany tsara
Jesosy nanomboka nanazava hoe ahoana ny olona sasany no tahaka ireo voa izay voafafy tamin'ny tany tsara.