plt_tn/mrk/04/06.md

307 B

dia nalazo izy ireo

Maneho an'ireo vary mbola tanora. Afaka atao ihany koa hoe: "nampalazo ireo voa mbola tanora izany."

satria tsy nisy fakany izy ireo, dia maina

"satria tsy nisy fakany ireo voa, ka nalazo izy ireo"

nangeja azy ireo

Ny teny hoe: "azy ireo" dia maneho an'ireo voa mbola tanora.