# dia nalazo izy ireo Maneho an'ireo vary mbola tanora. Afaka atao ihany koa hoe: "nampalazo ireo voa mbola tanora izany." # satria tsy nisy fakany izy ireo, dia maina "satria tsy nisy fakany ireo voa, ka nalazo izy ireo" # nangeja azy ireo Ny teny hoe: "azy ireo" dia maneho an'ireo voa mbola tanora.