plt_tn/mrk/04/06.md

12 lines
307 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# dia nalazo izy ireo
Maneho an'ireo vary mbola tanora. Afaka atao ihany koa hoe: "nampalazo ireo voa mbola tanora izany."
# satria tsy nisy fakany izy ireo, dia maina
"satria tsy nisy fakany ireo voa, ka nalazo izy ireo"
# nangeja azy ireo
Ny teny hoe: "azy ireo" dia maneho an'ireo voa mbola tanora.