plt_tn/mrk/03/28.md

400 B

Lazaiko marina aminareo

Manoro io fa ny hevitra manaraka eo dia tena marina tokoa ary manan-danja.

ny zanak'olombelona

"ireo izay naterak'olombelona." Io fomba fiteny io dia natao mba hanasongadinana ny maha-olona. DH: "olona"

avoakan'ny vavany

"tenenina"

filazan'izy ireo hoe

"niteny ny olona hoe"

Manana fanahy maloto Izy

Fomba fiteny izay midika fa voafatotry ny fanahy maloto.