# Lazaiko marina aminareo Manoro io fa ny hevitra manaraka eo dia tena marina tokoa ary manan-danja. # ny zanak'olombelona "ireo izay naterak'olombelona." Io fomba fiteny io dia natao mba hanasongadinana ny maha-olona. DH: "olona" # avoakan'ny vavany "tenenina" # filazan'izy ireo hoe "niteny ny olona hoe" # Manana fanahy maloto Izy Fomba fiteny izay midika fa voafatotry ny fanahy maloto.