plt_tn/mrk/03/28.md

20 lines
400 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Lazaiko marina aminareo
Manoro io fa ny hevitra manaraka eo dia tena marina tokoa ary manan-danja.
# ny zanak'olombelona
"ireo izay naterak'olombelona." Io fomba fiteny io dia natao mba hanasongadinana ny maha-olona. DH: "olona"
# avoakan'ny vavany
"tenenina"
# filazan'izy ireo hoe
"niteny ny olona hoe"
# Manana fanahy maloto Izy
Fomba fiteny izay midika fa voafatotry ny fanahy maloto.