plt_tn/mrk/02/25.md

1.3 KiB

hoy Izy tamin'izy ireo

"Jesosy niteny tamin'ireo Fariseo"

Mbola tsy novakianareo angaha izay nataon'i Davida ... ireo izay niaraka taminy?

Jesosy nametraka izany fanontaniana izany mba hampatsiahy an'ireo mpanora-dalàna sy ireo Fariseo an'ilay zavatra nataon'i Davida tamin'ny Sabata.

Mbola tsy novakianareo angaha izay nataon'i Davida rehefa tao anatin'ny tsy fahampiana sy hanoanana izy_ izy sy ireo lehilahy niaraka taminy_

DH: "Tadidido izay novakianao momba izay nataon'i Davida rehefa tao anatin'ny tsy fahampiana sy hanoanana izy sy ireo lehilahy niaraka taminy"

novakiana izay nataon'i Davida

Jesosy dia maneho izay novakiana momba an'i Davida ao amin'ny Testamenta Taloha. Afaka adika hoe: "vakio ao amin'ny soratra masina hoe inona no ... i Davida"

ahoana ny fomba nidirany tao an-tranon'Andriamanitra ... ireo izay niaraka taminy aza?"

Afaka atao hoe hevitra misaraka amin'ny andininy faha-25 io. DH: "Nankao amin'ny tranon'Andriamanitra Izy ... amin'ireo izay niaraka taminy."

ahoana ny fomba nidirany

Ny hoe: "-ny" dia maneho an'i Davida.

mofon'ny fanatrehana

Maneho ny mofo roa ambin'ny folo izay mipetraka eo amin'ny latabatra volamena ao amin'ny tabernakely na tempoly natsangana ho sorona ho an'Andriamanitra nandritra ny fotoan'ny Testamenta Taloha izany.