plt_tn/mrk/02/25.md

28 lines
1.3 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# hoy Izy tamin'izy ireo
"Jesosy niteny tamin'ireo Fariseo"
# Mbola tsy novakianareo angaha izay nataon'i Davida ... ireo izay niaraka taminy?
Jesosy nametraka izany fanontaniana izany mba hampatsiahy an'ireo mpanora-dalàna sy ireo Fariseo an'ilay zavatra nataon'i Davida tamin'ny Sabata.
# Mbola tsy novakianareo angaha izay nataon'i Davida rehefa tao anatin'ny tsy fahampiana sy hanoanana izy_ izy sy ireo lehilahy niaraka taminy_
DH: "Tadidido izay novakianao momba izay nataon'i Davida rehefa tao anatin'ny tsy fahampiana sy hanoanana izy sy ireo lehilahy niaraka taminy"
# novakiana izay nataon'i Davida
Jesosy dia maneho izay novakiana momba an'i Davida ao amin'ny Testamenta Taloha. Afaka adika hoe: "vakio ao amin'ny soratra masina hoe inona no ... i Davida"
# ahoana ny fomba nidirany tao an-tranon'Andriamanitra ... ireo izay niaraka taminy aza?"
Afaka atao hoe hevitra misaraka amin'ny andininy faha-25 io. DH: "Nankao amin'ny tranon'Andriamanitra Izy ... amin'ireo izay niaraka taminy."
# ahoana ny fomba nidirany
Ny hoe: "-ny" dia maneho an'i Davida.
# mofon'ny fanatrehana
Maneho ny mofo roa ambin'ny folo izay mipetraka eo amin'ny latabatra volamena ao amin'ny tabernakely na tempoly natsangana ho sorona ho an'Andriamanitra nandritra ny fotoan'ny Testamenta Taloha izany.