plt_tn/mrk/02/20.md

552 B

hanalana ny mpampakatra eo

DH: "ny mpampakatra dia handeha"

hanalana azy ireo amin'izy ireo ... hifady hanina izy ireo

Ny teny hoe: "izy ireo" dia maneho an'ireo mpanatrika ny fampakarana.

Tsy misy manampina lamba tonta amin'ny lamba vao

Ny fanampenana lamba vao amin'ny lamba tonta dia hamparatsy ny lavaka kely amin'ny lamba tonta raha mbola tsy mifintina ilay tapa-damban'ilay akanjo vao. Ilay akanjo vao sy ilay akanjo tonta dia samy ho simba.

Tsy misy

"Tsy misy." Io fehezanteny io dia maneho ny olon-drehetra, fa tsy olon-tokana.