plt_tn/mrk/02/20.md

16 lines
552 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# hanalana ny mpampakatra eo
DH: "ny mpampakatra dia handeha"
# hanalana azy ireo amin'izy ireo ... hifady hanina izy ireo
Ny teny hoe: "izy ireo" dia maneho an'ireo mpanatrika ny fampakarana.
# Tsy misy manampina lamba tonta amin'ny lamba vao
Ny fanampenana lamba vao amin'ny lamba tonta dia hamparatsy ny lavaka kely amin'ny lamba tonta raha mbola tsy mifintina ilay tapa-damban'ilay akanjo vao. Ilay akanjo vao sy ilay akanjo tonta dia samy ho simba.
# Tsy misy
"Tsy misy." Io fehezanteny io dia maneho ny olon-drehetra, fa tsy olon-tokana.