# hanalana ny mpampakatra eo DH: "ny mpampakatra dia handeha" # hanalana azy ireo amin'izy ireo ... hifady hanina izy ireo Ny teny hoe: "izy ireo" dia maneho an'ireo mpanatrika ny fampakarana. # Tsy misy manampina lamba tonta amin'ny lamba vao Ny fanampenana lamba vao amin'ny lamba tonta dia hamparatsy ny lavaka kely amin'ny lamba tonta raha mbola tsy mifintina ilay tapa-damban'ilay akanjo vao. Ilay akanjo vao sy ilay akanjo tonta dia samy ho simba. # Tsy misy "Tsy misy." Io fehezanteny io dia maneho ny olon-drehetra, fa tsy olon-tokana.