plt_tn/mrk/02/01.md

16 lines
596 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Taorian'ny nitoriana sy nanasitranana olona nanerana an'i Galilia, Jesosy niverina tany Kapernaomy tany amin'izay nanasitranany sy namelany heloka an'ilay lehilahy tsy afaka mihetsika.
# dia re fa tao an-trano izy
Afaka hoe: "ireo olona teo no nandre fa nipetraka tao an-trano izy"
# Ka maro no nitangorona teo
Afaka atao hoe: "ka maro ny olona nitangorona" na koa hoe: "ka maro ny olona no tonga tao an-trano"
# tsy nisy toerana intsony
Izany dia maneho fa tsy misy toerana malalaka intsony tao an-trano. DH: "tsy nisy toerana ho azy ireo intsony tao."