plt_tn/mrk/02/01.md

596 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Taorian'ny nitoriana sy nanasitranana olona nanerana an'i Galilia, Jesosy niverina tany Kapernaomy tany amin'izay nanasitranany sy namelany heloka an'ilay lehilahy tsy afaka mihetsika.

dia re fa tao an-trano izy

Afaka hoe: "ireo olona teo no nandre fa nipetraka tao an-trano izy"

Ka maro no nitangorona teo

Afaka atao hoe: "ka maro ny olona nitangorona" na koa hoe: "ka maro ny olona no tonga tao an-trano"

tsy nisy toerana intsony

Izany dia maneho fa tsy misy toerana malalaka intsony tao an-trano. DH: "tsy nisy toerana ho azy ireo intsony tao."