# Fampifandraisana ny foto-kevitra Taorian'ny nitoriana sy nanasitranana olona nanerana an'i Galilia, Jesosy niverina tany Kapernaomy tany amin'izay nanasitranany sy namelany heloka an'ilay lehilahy tsy afaka mihetsika. # dia re fa tao an-trano izy Afaka hoe: "ireo olona teo no nandre fa nipetraka tao an-trano izy" # Ka maro no nitangorona teo Afaka atao hoe: "ka maro ny olona nitangorona" na koa hoe: "ka maro ny olona no tonga tao an-trano" # tsy nisy toerana intsony Izany dia maneho fa tsy misy toerana malalaka intsony tao an-trano. DH: "tsy nisy toerana ho azy ireo intsony tao."