plt_tn/mrk/01/32.md

12 lines
518 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Eto ny teny hoe: "Izy" dia maneho an'i Jesosy.
# izay narary rehetra na misy demonia
Eto ny teny hoe: "rehetra" dia filaza masaka ary ampiasaina mba hanasongadinana fa olona maro be no tonga. "olona maro izay narary na misy demonia"
# Tafavory niaraka teo am-baravarana ny tao an-tanàna rehetra
Eto ny teny hoe: "rehetra" dia sarin-teny ampiasaina mba hanasongadinana olona marobe mitady an'i Jesosy. "Olona maro avy amin'io tanàna io no niangona tao ivelan'ny varavarana"