plt_tn/mrk/01/32.md

518 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Eto ny teny hoe: "Izy" dia maneho an'i Jesosy.

izay narary rehetra na misy demonia

Eto ny teny hoe: "rehetra" dia filaza masaka ary ampiasaina mba hanasongadinana fa olona maro be no tonga. "olona maro izay narary na misy demonia"

Tafavory niaraka teo am-baravarana ny tao an-tanàna rehetra

Eto ny teny hoe: "rehetra" dia sarin-teny ampiasaina mba hanasongadinana olona marobe mitady an'i Jesosy. "Olona maro avy amin'io tanàna io no niangona tao ivelan'ny varavarana"