# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Eto ny teny hoe: "Izy" dia maneho an'i Jesosy. # izay narary rehetra na misy demonia Eto ny teny hoe: "rehetra" dia filaza masaka ary ampiasaina mba hanasongadinana fa olona maro be no tonga. "olona maro izay narary na misy demonia" # Tafavory niaraka teo am-baravarana ny tao an-tanàna rehetra Eto ny teny hoe: "rehetra" dia sarin-teny ampiasaina mba hanasongadinana olona marobe mitady an'i Jesosy. "Olona maro avy amin'io tanàna io no niangona tao ivelan'ny varavarana"