plt_tn/mrk/01/21.md

550 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Tao amin'ny tanàn-dehiben'i Kapernaomy tamin'ny Sabata i Jesosy dia nampianatra tao amin'ny synagoga. Nanala devoly tao amin'ny lehilahy iray Izy, izay nahatalanjona ny olona tao amin'ny faritra rehetra manodidina an'i Galilia.

tonga tao Kapernaomy

"tonga tao Kapernaomy"

toy ny olona izay manana fahefana Izy fa tsy tahaka ireo mpanora-dalàna.

Misy teny tavela amin'io hevitra io izay afaka miampy hoe: "toy ny olona izay manana fahefana nampianatra Izy fa tsy tahaka ireo mpanora-dalàna nampianatra.