# Fampifandraisana ny foto-kevitra Tao amin'ny tanàn-dehiben'i Kapernaomy tamin'ny Sabata i Jesosy dia nampianatra tao amin'ny synagoga. Nanala devoly tao amin'ny lehilahy iray Izy, izay nahatalanjona ny olona tao amin'ny faritra rehetra manodidina an'i Galilia. # tonga tao Kapernaomy "tonga tao Kapernaomy" # toy ny olona izay manana fahefana Izy fa tsy tahaka ireo mpanora-dalàna. Misy teny tavela amin'io hevitra io izay afaka miampy hoe: "toy ny olona izay manana fahefana nampianatra Izy fa tsy tahaka ireo mpanora-dalàna nampianatra.