plt_tn/mrk/01/21.md

12 lines
550 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Tao amin'ny tanàn-dehiben'i Kapernaomy tamin'ny Sabata i Jesosy dia nampianatra tao amin'ny synagoga. Nanala devoly tao amin'ny lehilahy iray Izy, izay nahatalanjona ny olona tao amin'ny faritra rehetra manodidina an'i Galilia.
# tonga tao Kapernaomy
"tonga tao Kapernaomy"
# toy ny olona izay manana fahefana Izy fa tsy tahaka ireo mpanora-dalàna.
Misy teny tavela amin'io hevitra io izay afaka miampy hoe: "toy ny olona izay manana fahefana nampianatra Izy fa tsy tahaka ireo mpanora-dalàna nampianatra.