plt_tn/mrk/01/16.md

16 lines
548 B
Markdown

# nahita an'i Simona sy Andrea Izy
"Jesosy nahita an'i Simona sy Andrea"
# nanarato tao an-dranomasina
ny dikan-teny fenon'io hevitra io dia afaka atao hoe: "fanipazana arato tao anaty rano mba hisamborana hazan-drano"
# Avia, manaraha Ahy
"Manaraha Ahy" na "Miaraha Amiko"
# Ataoko mpanarato olona ianareo
Io sarin-teny io dia midika fa i Simona sy Andrea dia hampianatra ny olona ny hafatra marin'Andriamanitra, mba hanaraka an'i Jesosy ihany koa ny hafa. "Hampianatra anareo hanarato olona ho ahy Aho tahaka anareo manangona hazan-drano"