plt_tn/mrk/01/16.md

548 B

nahita an'i Simona sy Andrea Izy

"Jesosy nahita an'i Simona sy Andrea"

nanarato tao an-dranomasina

ny dikan-teny fenon'io hevitra io dia afaka atao hoe: "fanipazana arato tao anaty rano mba hisamborana hazan-drano"

Avia, manaraha Ahy

"Manaraha Ahy" na "Miaraha Amiko"

Ataoko mpanarato olona ianareo

Io sarin-teny io dia midika fa i Simona sy Andrea dia hampianatra ny olona ny hafatra marin'Andriamanitra, mba hanaraka an'i Jesosy ihany koa ny hafa. "Hampianatra anareo hanarato olona ho ahy Aho tahaka anareo manangona hazan-drano"