# nahita an'i Simona sy Andrea Izy "Jesosy nahita an'i Simona sy Andrea" # nanarato tao an-dranomasina ny dikan-teny fenon'io hevitra io dia afaka atao hoe: "fanipazana arato tao anaty rano mba hisamborana hazan-drano" # Avia, manaraha Ahy "Manaraha Ahy" na "Miaraha Amiko" # Ataoko mpanarato olona ianareo Io sarin-teny io dia midika fa i Simona sy Andrea dia hampianatra ny olona ny hafatra marin'Andriamanitra, mba hanaraka an'i Jesosy ihany koa ny hafa. "Hampianatra anareo hanarato olona ho ahy Aho tahaka anareo manangona hazan-drano"