plt_tn/mrk/01/09.md

896 B
Raw Permalink Blame History

Izao no nitranga taminireo andro ireo

Manamarika ny fiatombohanny tranga vaovao aminny filaharanny tantara izany.

nataoni Jaona batisa Izy

“Jaona no nanao batisa Azy”

ny Fanahy nidina avy any an-danitra teo amboniny tahaka ny voromailala

Ireo mety ho dikany 1) fampitahana izany, ary ny Fanahy nidina teo ambonini Jesosy tahaka ny vorona midina avy any an-danitra nankeo aminny tany na 2) ny Fanahy dia mitovy endrika ara-bakiteny aminny voromailala tahaka ny fidinany teo ambonini Jesosy.

Nisy feo avy any an-danitra

Maneho anAndriamanitra miteny izany. Indraindray ny olona dia tsy maneho mivantana anAndriamanitra satria manaja Azy. “Andriamanitra miteny avy any an-danitra”

zanaka tiana

Izany dia fiantsoana manan-danja ho ani Jesosy. Ny Ray miantso ani Jesosy hoe: “zanany tiany” nohonny fitiavany Azy tsy misy fetra.