plt_tn/mrk/01/09.md

20 lines
896 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Izao no nitranga taminireo andro ireo
Manamarika ny fiatombohanny tranga vaovao aminny filaharanny tantara izany.
# nataoni Jaona batisa Izy
“Jaona no nanao batisa Azy”
# ny Fanahy nidina avy any an-danitra teo amboniny tahaka ny voromailala
Ireo mety ho dikany 1) fampitahana izany, ary ny Fanahy nidina teo ambonini Jesosy tahaka ny vorona midina avy any an-danitra nankeo aminny tany na 2) ny Fanahy dia mitovy endrika ara-bakiteny aminny voromailala tahaka ny fidinany teo ambonini Jesosy.
# Nisy feo avy any an-danitra
Maneho anAndriamanitra miteny izany. Indraindray ny olona dia tsy maneho mivantana anAndriamanitra satria manaja Azy. “Andriamanitra miteny avy any an-danitra”
# zanaka tiana
Izany dia fiantsoana manan-danja ho ani Jesosy. Ny Ray miantso ani Jesosy hoe: “zanany tiany” nohonny fitiavany Azy tsy misy fetra.