plt_tn/mic/06/16.md

20 lines
588 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Manohy ny fitenenany amin'ireo vahoakan'Israely i Yaveh.
# Ireo fitsipika nataon'i Omry dia efa voatandrina
"Efa nanao izay nandidian'i Omry ianareo"
# Omry ...Ahaba
Ireo lehilahy ireo dia samy efa mpanjaka teo amin'ny fanjakana tavaratr'Israely avokoa. Samy noheverin'Andriamanitra ho ratsy fanahy avokoa izy ireo.
# Mandeha araka torohevitr'izy ireo ianao
"efa nanao ireo zava-dratsy izay nasain'i Omry sy Araba nataon'ireo vahoaka ireo ianao"
# zavatra mampisitrisitra
Io dia zavatra maneso amin'ny alalan'ny fisitrisitriana amin'izany.