plt_tn/mic/06/16.md

588 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Manohy ny fitenenany amin'ireo vahoakan'Israely i Yaveh.

Ireo fitsipika nataon'i Omry dia efa voatandrina

"Efa nanao izay nandidian'i Omry ianareo"

Omry ...Ahaba

Ireo lehilahy ireo dia samy efa mpanjaka teo amin'ny fanjakana tavaratr'Israely avokoa. Samy noheverin'Andriamanitra ho ratsy fanahy avokoa izy ireo.

Mandeha araka torohevitr'izy ireo ianao

"efa nanao ireo zava-dratsy izay nasain'i Omry sy Araba nataon'ireo vahoaka ireo ianao"

zavatra mampisitrisitra

Io dia zavatra maneso amin'ny alalan'ny fisitrisitriana amin'izany.