# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Manohy ny fitenenany amin'ireo vahoakan'Israely i Yaveh. # Ireo fitsipika nataon'i Omry dia efa voatandrina "Efa nanao izay nandidian'i Omry ianareo" # Omry ...Ahaba Ireo lehilahy ireo dia samy efa mpanjaka teo amin'ny fanjakana tavaratr'Israely avokoa. Samy noheverin'Andriamanitra ho ratsy fanahy avokoa izy ireo. # Mandeha araka torohevitr'izy ireo ianao "efa nanao ireo zava-dratsy izay nasain'i Omry sy Araba nataon'ireo vahoaka ireo ianao" # zavatra mampisitrisitra Io dia zavatra maneso amin'ny alalan'ny fisitrisitriana amin'izany.