plt_tn/mic/05/06.md

24 lines
907 B
Markdown

# Hiandry ny tanin'ny Asyria ...izy ireo
Eto ny fadresena ireo Asyriana dia resahina toy ny hoe miandry ondry.
# tanin'i Nimroda
Io dia anarana hafa hiantsoana ny tanin'i Asyria. Nimroda dia mpihaza sy mpitarika taloha. Azon'ny mpandika teny atao ny manampy fanamarihana: "Ny anarana 'Nimroda' dia midika hoe 'fikomiana.'"
# eo fidirana ao amin'izany
Io fomba fiteny io dia azo takarina amin'ny hoe "eo m-bavahadiny." Ny vavahadin'ny tanàna dia toerana izay an-kalamanjana izay matetika fandraisan'ireo mpitarika fanapahan-kevitra lehibe.
# Hanavotra ...Izy
"Hanavotra antsika ilay mpanapaka"
# tahaka ny ando avy amin'i Yaveh, tahaka ny ranon'orana eo amin'ny ahi-maitso
Io dia manamafy fa ny vahoakan'i Joda dia ho famelombelomana, fitahiana, ho an'ireo firenana.
# izay tsy miandry olona, ary tsy miandry ny zanak'olombelona izy ireo
DH: "ary hiandry sy hiankina amin'Andriamanitra izy ireo"