plt_tn/mic/05/06.md

907 B

Hiandry ny tanin'ny Asyria ...izy ireo

Eto ny fadresena ireo Asyriana dia resahina toy ny hoe miandry ondry.

tanin'i Nimroda

Io dia anarana hafa hiantsoana ny tanin'i Asyria. Nimroda dia mpihaza sy mpitarika taloha. Azon'ny mpandika teny atao ny manampy fanamarihana: "Ny anarana 'Nimroda' dia midika hoe 'fikomiana.'"

eo fidirana ao amin'izany

Io fomba fiteny io dia azo takarina amin'ny hoe "eo m-bavahadiny." Ny vavahadin'ny tanàna dia toerana izay an-kalamanjana izay matetika fandraisan'ireo mpitarika fanapahan-kevitra lehibe.

Hanavotra ...Izy

"Hanavotra antsika ilay mpanapaka"

tahaka ny ando avy amin'i Yaveh, tahaka ny ranon'orana eo amin'ny ahi-maitso

Io dia manamafy fa ny vahoakan'i Joda dia ho famelombelomana, fitahiana, ho an'ireo firenana.

izay tsy miandry olona, ary tsy miandry ny zanak'olombelona izy ireo

DH: "ary hiandry sy hiankina amin'Andriamanitra izy ireo"