# Hiandry ny tanin'ny Asyria ...izy ireo Eto ny fadresena ireo Asyriana dia resahina toy ny hoe miandry ondry. # tanin'i Nimroda Io dia anarana hafa hiantsoana ny tanin'i Asyria. Nimroda dia mpihaza sy mpitarika taloha. Azon'ny mpandika teny atao ny manampy fanamarihana: "Ny anarana 'Nimroda' dia midika hoe 'fikomiana.'" # eo fidirana ao amin'izany Io fomba fiteny io dia azo takarina amin'ny hoe "eo m-bavahadiny." Ny vavahadin'ny tanĂ na dia toerana izay an-kalamanjana izay matetika fandraisan'ireo mpitarika fanapahan-kevitra lehibe. # Hanavotra ...Izy "Hanavotra antsika ilay mpanapaka" # tahaka ny ando avy amin'i Yaveh, tahaka ny ranon'orana eo amin'ny ahi-maitso Io dia manamafy fa ny vahoakan'i Joda dia ho famelombelomana, fitahiana, ho an'ireo firenana. # izay tsy miandry olona, ary tsy miandry ny zanak'olombelona izy ireo DH: "ary hiandry sy hiankina amin'Andriamanitra izy ireo"