plt_tn/mic/04/04.md

458 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Manohy ny fanoritsoritany ny "andro farany" izay hianaran'ny vahoaka ny lalàn'i Yaveh sy ny hankatòavan'izy ireo izany i Mika.

ambanin'ny voalobony sy ambanin'ny hazon'aviaviny

Io dia sarin-tenin'ny olona miaina amim-piadanana.

ny vavan'i Yaveh Tompon'ny maro no efa niteny

DH: satria Yaveh tompon'ny maro no efa niteny"

handeha ...amin'ny anaran'i

Io andian-teny io dia midika fiderana sy fankatòavana